Showreel

Lumahee I Showreel 2019

Mampiseho ny hakanton’i Madagasikara, nefa koa mampiseho fa efa mihapotika izy, maro ny antony mahatonga izany fa samy mandray ny anjara andraikitra isika mba hameranana azy ho maitso sy mahate honina indray.