Documentaire Biodiversité

The effective practices among LMMA

Manana moron-tsiraka mirefy 5 000 Km mahery i Madagasikara ary mponina
maherin’ny 500 000 no miankina amin’ny harena an-dranomasina mba ho
fivelomany. Eto Madagasikara ny antsoina hoe LMMA, dia fari-drano iray manakaiky ny
morontsiraka, tantanan’ny vondron’olona ifotony manontolo sy ireo mpitan-tsoroka,
na solon-tenan’ny governemanta avy eo amin’ny manodidina ny faritra, izay
mitondra ny fiaraha-miasany.